|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 indray andro manenjana |
| Singan-teny | 2indray, 3andro, 4manenjana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6ny tontolo andro manomboka ny maraina ka mandrapaharivan' ny andro, indray andro tontolo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7all the day long, the whole day, an entire day.
[1.2] |
| Voambolana | 8 Fotoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|